|
|
|
|

Teny iditra1  mpivarotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Olona manao ny varotra ho antondraharaha, ka mitetika ny hahazo tombony hatrany amin' ny zavatra amidiny
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] commerçant
Fototeny  5  varotra
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny mpivarotra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11