Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mpivarotra | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza dia atao Aza dia Aza dia | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il ne faut pas être trop dur à soi-même comme les marchands de miel qui, eux-mêmes, se contentent de se lécher les mains. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Après avoir servi le client, ils pourraient en manger à la cuiller. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Aza manao mpivaro-tantely hianao : ny anao ihany no ilelafanao tanana. [2.415 #3835] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme le marchand de miel, ne faisant que vous lécher les doigts avec ce qui vous appartient. [2.415 #3835] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui ne profitent pas de leurs biens. [2.415 #3835] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Boka mivaro-tantely : ny zavatra amidy mamy ihany, fa ny tenany mivarotra no mahaloiloy. [2.415 #1976, 2.653]
Boka mivaro-tantely: ny zavatra amidy mamy ihany, fa ny tenan' ny mpivarotra no Boka mivaro-tantely : ny zavatra amidy mba soa ihany fa ny tenan' izy mpivarotra no mankaloiloy. [2.558] Tantely | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lépreux qui vend du miel : ce qu' il vend est doux, mais le marchand donne la nausée. [2.415 #1976]
Un lépreux vendant du miel: ce qu' il vend est bien doux, mais c' est le vendeur qui vous dégoûte. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le don n' est pas tout, il y a manière de donner. [2.415 #1976] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Manao mosalahy Manao mosalahy Manao mosalahy ohatra ny mpivarotra tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Agir toujours au hasard, comme un marchand qui n' aurait pas de balance. [2.415 #4390] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Agir par à-peu-près et à la légère. [2.415 #4390] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Maniry mamy an-trano, tahaky ny vady | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Désirer les douceurs et les gâteries dans le ménage, comme la femme et les enfants du marchand de miel qui désirent le miel et ne peuvent pas y toucher. [2.415 #1208] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il ne faut pas trop demander dans le mariage. [2.415 #1208] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Mitsaha-pilana hoatry ny mpivaro-baliha maty vady. [2.415 #2214]
Mitsaha-pilana ohatra ny mpivaro-baliha maty vady. [2.653, 2.165, 1.1] Mitsaha-pilana tahaka ny mpivaro-baliha maty vady. [2.558 #2492] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny olona izay voatery tsy fidiny hifanona amin' ny raharaha fanaony (ny mpivaro-baliha matetika dia tsy maintsy mitendritendry ny valihany roba hahahenoan' ny mpividy ny feony; tsy afaka hanao izany anefa Izy raha maty vady satria misaona). [1.1]
Enti-milaza ny olona mijanona tsy fidiny amin' ny asa fanaony. [1.1] Enti-milaza olona voatery nijanona tsy fidiny amin' ny raharaha fivelomany fa nisy nahazo azy mifanohitra indrindra amin' io asany io. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui ne cherche plus à s' enrichir est semblable au marchand de guitares qui cesse son métier, parce qu' il est devenu veuf et que son deuil l' empêche de vendre des instruments de musique. [2.415 #2214]
Cesser son commerce, comme un marchand de "valiha" qui vient de perdre sa femme. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Celui qui vend ces instruments est obligé d' en jouer pour montrer leurs qualités; mais quand sa femme est morte, il cesse de jouer - donc de vendre - car autrement il aurait l'air de se réjouir. [2.165]
Se disait des gens cessant leur métier ou se contentant de leur acquis. [2.415 #2214] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||