Teny iditra mpivarotra (varotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Olona manao ny varotra ho antondraharaha, ka mitetika ny hahazo tombony hatrany amin' ny zavatra amidiny [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay commerçant [SLP 1986]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31