| Teny iditra (1/5) | 1 na |
| Sokajin-teny | 2 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny mpampitohy
4 Enti-milaza zavatra roa azo ifidianana: Fidio izay tianao na ny vola na ny voninahitra 5 Enti-milaza olona, zavatra, toe-javatra daholobe tsy ankanavaka: Tonga tao daholo na lehilahy na vehivavy na antitra na tanora na kely na lehibe [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 or, nor, though, whether, neither, if. It is also used to form several indefinite pronouns and adverbs. Compare sa
[1.2] 7 or; either; neither [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 ou: Manorata na mamakia boky: samy mety daholo izay ataonao (écrivez ou lisez: ce que vous choisissez de faire est bon) ~ Samy mamy na ny ray na ny reny ~ Samy mampalahelo na ny mpandany na ny kahihitra
[1.12] 9 ou [1.8] |
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 12 misy io teny io |
| Teny iditra (2/5) | 11 na |
| Sokajin-teny | 12 kianteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Heverina ho niavian' ny n' na n- ihany, izay ilazana tompon-javatra, saingy tsy fampiasa intsony ankehitriny afa-tsy:
14 1) raha milaza vidin-javatra: Vomanga-na volafolo; 15 2) amin' ny filazana izay olona nikendrena zavatra iray: Trano-na miaramila; 16 3) amin' ny filazana mpanao asan' ny iharana raha tsy voafaritra io mpanao asa io: Vita-na Malagasy [1.1] |
| Teny iditra (3/5) | 17 na |
| Sokajin-teny | 18 kianteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Kianteny atao eo alohan' ny anarana iray, izay enti-manazava anarana hafa voalaza eo aloha: Dia indro Antananarivo na ilay Analamanga fahiny
[1.1] |
| Teny iditra (4/5) | 20 na~ |
| Sokajin-teny | 21 tovona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 préfixe comme dans naotra
[1.3] |
| Teny iditra (5/5) | 23
Na
![]() |
| Sokajin-teny | 24 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 Singa mivaingana, faha-11 amin'ny fisokajiana miherina.
[3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
26 Sodium.
[3.1] |
| Voambolana | 27 Simia |
| Tsanganana sy sary iray takila |
28 Fisokajiana miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/06 |
|