Teny iditra (1/5) | 1 na |
Sokajin-teny | 2 mpampitohy [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny mpampitohy Enti-milaza zavatra roa azo ifidianana: Fidio izay tianao na ny vola na ny voninahitra Enti-milaza olona, zavatra, toe-javatra daholobe tsy ankanavaka: Tonga tao daholo na lehilahy na vehivavy na antitra na tanora na kely na lehibe |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] or, nor, though, whether, neither, if. It is also used to form several indefinite pronouns and adverbs. Compare sa 5 [1.7] or; either; neither |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.12] ou: Manorata na mamakia boky: samy mety daholo izay ataonao (écrivez ou lisez: ce que vous choisissez de faire est bon) ~ Samy mamy na ny ray na ny reny ~ Samy mampalahelo na ny mpandany na ny kahihitra 7 [1.8] ou |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/5) | 18 na |
Sokajin-teny | 19 kianteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.1] Heverina ho niavian' ny n' na n- ihany, izay ilazana tompon-javatra, saingy tsy fampiasa intsony ankehitriny afa-tsy: 1) raha milaza vidin-javatra: Vomanga-na volafolo; 2) amin' ny filazana izay olona nikendrena zavatra iray: Trano-na miaramila; 3) amin' ny filazana mpanao asan' ny iharana raha tsy voafaritra io mpanao asa io: Vita-na Malagasy |
Teny iditra (3/5) | 21 na |
Sokajin-teny | 22 kianteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
23 [1.1] Kianteny atao eo alohan' ny anarana iray, izay enti-manazava anarana hafa voalaza eo aloha: Dia indro Antananarivo na ilay Analamanga fahiny |
Teny iditra (4/5) | 24 na~ |
Sokajin-teny | 25 tovona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
26 [1.3] préfixe comme dans naotra |
Teny iditra (5/5) | 27 Na
![]() |
Sokajin-teny | 28 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
29 [3.1] Singa mivaingana, faha-11 amin'ny fisokajiana miherina. |
Fanazavàna teny anglisy |
30 [3.1] Sodium. |
Voambolana |
31 Simia |
Tsanganana sy sary iray takila |
32 Fisokajiana miherina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12 |
![]() |