Teny iditra na... aza (na, aza)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Izay mampiditra fehezan-kevitra enti-milaza na fiaikena fa tsy araka ny tokony ho izy ny toe-javatra: Horaisiko ihany ny fangatahanao na (dia) efa tratra aoriana aza, na fanekena ny fisian' ny toe-javatra iray: Na maro aza ny voninkazo, mbola ny raozy ihany no tiako [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra na dia... aza

2010/08/26