Teny iditra nahavoafitaka > mahavoafitaka (voafitaka (fitaka))
Sokajin-teny mpamaritra
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mamitaka ~ manodoka [1.1]
Ohatra 
1Nahavoafitaka ahy ny fihatsaram-belatsihiny (Son hypocrisie m'a trompé) [1.107]
2Ny tsy fahalalana sy ny fitokisana amin'izay heverina ho sangany eo amin'ny tany ama-monina no mahavoafitaka ny vahoaka, hoy izy [4.43]