Teny iditra | 1 mahavoafitaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fitokoavana |
3 maMItaka [1.1] 4 maNOdoka [1.1] |
Ohatra |
5 [1.107#58] nahavoafitaka ahy ny fihatsaram-belatsihiny (Son hypocrisie m'a trompé) 6 [4.43] Ny tsy fahalalana sy ny fitokisana amin'izay heverina ho sangany eo amin'ny tany ama-monina no mahavoafitaka ny vahoaka, hoy izy |
Fototeny | 7 voafitaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |