Teny iditra (1/3) | 1 namy > mamy |
Fototeny | 2 hamy |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mahafina ritra amin' ny lela ny tsirony: Mamy ny tantely 5 Tiana, ankafizina fatratra: Mamy ny zanaka 6 Mahafinaritra, tsaroan' ny aina: Mamy ny miaina. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 sweet [1.2, 1.7] 8 well-liked [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 doux 10 chéri [1.3, 1.8] 11 suave, excellent, agréable, délicieux; à quoi on tient, on est attaché: Mamy ity fanafody ity (Ce remède est doux) ~ Mamy ireo voankazo ireo (Ces fruits sont doux, excellents) ~ Mamiko ity zanako ity (Cet enfant fait mes délices, je chéris cet enfant) ~ Mamy ny miaina (On est attaché à la vie) [1.3] 12 sucré [1.8] 13 doux, sucré, de hamy : saveur du miel, comparer au Malais : manis, au Dayak : anis, etc.). Pour les Bara la signification est plus étendue qu'en Imerina et peut se traduire : qu'on aime, qu'on mange volontiers. [Bara] [1.196] |
Ohatra |
14 mamy ny zanaka nateraka [2.48] 15 Sady mamy izy no manitra ery amin' izay rahefa masaka [2.472] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 19 fy, mafilotra, matsiro |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran' olona |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
|
Teny iditra (2/3) | 50 namy > mamy |
Sokajin-teny | 51 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
52 manafina [Taisaka]
[1.78] |
Teny iditra (3/3) | 53 namy > mamy |
Sokajin-teny | 54 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
55 Ajuga robusta Baker (Lamiaceae). Plante suffrutescente dont les tiges ont une saveur sucrée [Bara]
[1.196] |
Voambolana |
56 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|