Teny iditra nanana > ananana (anana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy To be owned, to be possessed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on possède [1.3, 1.8]
 Qu'on a: Andriamanitra ni ihavian' ny zavatra rehetra ananantsika (C'est de Dieu que nous vient tout ce que nous possédons) [1.3]
Ohatra 
1Kanefa tsy ananana izany sady tsy azo. [2.346]
2ka mbola mipetraka amy ny tanin drazana, sy izay ananana kely eto. [2.59]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ananana, ananako, anananao, ananany, ananantsika, anananay, anananareo, ananan', ananan-, ananam-, anana-
Ny lasa : nananana, nananako, nanananao, nananany, nananantsika, nanananay, nanananareo, nananan', nananan-, nananam-, nanana-
Ny hoavy : hananana, hananako, hanananao, hananany, hananantsika, hanananay, hanananareo, hananan', hananan-, hananam-, hanana-
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra nanana > ananana (anana)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay Dont on a, sur qui on a une créance: Ny voankazo tahaka ireny no ananako betsaka (J'ai beaucoup de fruits de cette espèce) ~ Ananako vola roapolo izy (J'ai sur lui une créance de vingt piastres, il me doit vingt piastres) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ananana, ananako, anananao, ananany, ananantsika, anananay, anananareo, ananan', ananan-, ananam-, anana-
Ny lasa : nananana, nananako, nanananao, nananany, nananantsika, nanananay, nanananareo, nananan', nananan-, nananam-, nanana-
Ny hoavy : hananana, hananako, hanananao, hananany, hananantsika, hanananay, hanananareo, hananan', hananan-, hananam-, hanana-
Filaza mandidy : anano

Teny iditra nanana > ananana (hana)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Haiendriteny 
Filaza mandidy : ananao

Teny iditra nanana > nananana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Antsoantso mafy, dradradradra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A cry, a scream, a shout. See dradradradra, kaonkaona, naonaona, tomany. [1.2]
Voambolana 
Sampanteny 
Ohabolana 

Teny iditra nanana > mananaka (hanaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra toy ny voankazo mitera-drano be ao anaty vava rehefa hanina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mananaka
Ny lasa : nananaka
Ny hoavy : hananaka

Teny iditra nanana > mañanaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Manangan-janaka [1.78]

Fivaditsoratra 

Teny iditra nanana > manana (anana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fa tompon' ny zavatra iray: Manana satrobory Isambilo ~ Manam-panahy Rasoa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To have, to possess [1.2, 1.7]
 To own [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Avoir, posséder [1.3, 1.8]
Ohatra 
1Manana vola be izy (Il possède beaucoup d'argent) [1.3]
2Manan-tsaina (Il a de l'intelligence) [1.3]
3fa manana tapaka tokoa aho ary mana-namana, fa manome toky ahy hampanjaka ahy hianareo. [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manana, manan-, manam-, mana-
Ny lasa : nanana, nanan-, nanam-, nana-
Ny hoavy : hanana, hanan-, hanam-, hana-
Filaza mandidy : mana
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Teny iditra nanana > manàna (anana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manana [fitanisana]

Teny iditra nanana > manana (hana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Maka na misambo-bola misy zanany [1.1]

Teny iditra nanana > mañaña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Diso fanantenana [1.78]

Teny iditra nanana > mañana
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] gaga [1.78]
  [Bezanozano] hagagana [1.78]

Teny iditra nanana > Manana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Petit fleuve de la sous-préfecture de Manakara [1.11]
Voambolana 

Fivaditsoratra