Teny iditra |
nanorika > manorika
(tsorika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mikoriana manaraka ny rindrina na ny ivelan' ny zavatra iray, ny vatolampy (rano), ny takolaka (ranomaso): Nanorika nanaraha ny takolany ny ranomasony ~ Nanorika amin' ny vatolampy ny rano [1.1]
|
Ohatra |
1 | Vao mainka nifantoka tamiko ny masony nangano-hano, dia indreny vongan-dranomaso nanorika ny takolany.
[2.471]
|
2 | Tsy namaly i John fa ny ranomasony no nanorika moramora ny takolany.
[2.583]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manorika |
Ny lasa : |
nanorika |
Ny hoavy : |
hanorika |
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
nanorika > mañorika
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
Mitsininika [1.78]
|
|