Teny iditra | 1 nantsana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Feo mikarantsan-javamaneno, toy ny lakolosy, ny kipantsona; feo mimenomenona somary mikiakiaka amim-pahatezerana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a shrill sound like that made by cymbals. Comp. kipantsona |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#449] Le son d’un corps sonore, d’un instrument de musique, des cymbales, des cloches ; voix retentissante |
Voambolana |
6 Feo |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 9 nantsanantsana |
Fivaditsoratra | 10 anantsan, nanantsa, nantsana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |