Teny iditra (1/2) | 1 kipantsona |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Entina milaza ny olona vavèna |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#333] bavard, loquace, hâbleur |
Teny iditra (2/2) | 5 kipantsona |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Takela-barahina mitapelaka roa izay ampiadina ka mamoaka feo mikarantsana. Fonjam-by ahantona ary velezina amin' ny tapa-by ihany; maro karazana izy io rehefa ampiasaina amin' ny fiarahan-javamaneno araka izay feo ilaina: misy toy ny takotra manify, misy tariby vaventy afolaka indroa, ary misy karazana lakolosy kely atambatra vitsivitsy. (Taloha nampiasaina ho toy ny lakolosy fiantsoana ny kipantsona, ary ankehitriny ampiasaina amin' ny Fanabeazana fototra araka ny fomba fampianarana vaovao eo amin' ny mozika aman-kira) 8 [1.13] karazan-javamaneno mikarantsana rehefa velezina |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.3#333, 1.13] cymbales |
Ohatra |
10 [2.59#] Ary ny fitondran'ny zanadRalambo tamin'izany kosa, dia mively amponga sy kipantsona. |
Voambolana |
11 Feon-kira: zavamaneno |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Fivaditsoratra | 134 kipantsona, notsinapak |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |