Teny iditra | 1 na oviana na oviana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.17] never |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3, 1.9, 1.5] jamais |
Ohatra |
5 [2.470] Tsy adala na oviana na oviana ity vadiny eo anilany. 6 [2.471] Tsy mihoatra an' Toamasina mianatsimo na oviana na oviana ny sambolay! |
Singan-teny | 7 na, oviana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |