|
|
|
|

Teny iditra1  Nasturtium    
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  [1.357#] izany hoe: nasturtium barbareeefolium no tena anaran' ny zava-maniry, ary Baker no anaran' ny olona namorona ny anarany.
Voambolana  4  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
5  Nasturtium barbaraeoides  anandranombohitra
6  Nasturtium barbareaefolium  akondrojaza, anafisaka, anambolobotombahiny, anampisaka, ananakondro, anapetaka, tomoa
7  Nasturtium barbareafolium  akondrojaza
8  Nasturtium barbareifolium  kimalao, kimalaogasy, napetaka
9  Nasturtium millefolium  anantsingitakely, tsingita
10  Nasturtium officinale  anandrano

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/03