Teny iditra (1/3) | 1 nay |
Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tapaka farany amin' ny teny hoe "Inay", enti-milaza nenina amin' ny nanaovana na tsy nanaovana zavatra iray efa lasa, na faniriana manao dia mianotra momba ny toe-javatra efa raikitra: Nay aho tsy nahalala iny olona iny na oviana na oviana! |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] an expression of like or dislike, gladness, or astonishment. |
Mpanahaka | 5 toy izay, tahaka izay |
Teny iditra (2/3) | 6 nay |
Sokajin-teny | 7 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.2] [Provincial]
not |
Teny iditra (3/3) | 9 -nay |
Sokajin-teny | 10 mpisolo anarana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entin'ny olona maro milaza izay azy na izay ataony, tsy iombonany amin'ny olona iresahany: Tranonay, vohitray. / Aza matahotra ianao fa vitanay telo lahy io. |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [1.2] Our, ours; by us. Not including the person addressed. Compare ntsikamgpn. Rainay [ray]. Our father. Alefanay [lefa]. Set free by us. When added to trisyllabic words ending in -ka or -tra, the n is rejected. Satrokay [satroka]. Our hat. Fantratray [fantratra]. Known by us. -ay: contraction of -nay after words ending in -ka or -tra, as satrokay, our hat; fantatray, known by us. 13 [1.7] our; done by us (exclusive) |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] Suffixe, excluant les personnes à qui l'on parle. Notre, nos, de nous, par nous. Ny tranonay: notre maison. Hiatnay: vu par nous. Amboninay: au-dessus de nous. 15 [1.5] Nos, de nous, par nous (exclusif). 16 [1.8] à nous, notre; fait par nous (exclusif). |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 18 ay, izahay, anay |
Tsanganana sy sary iray takila |
19 Ny mpisolo rehetra |
Fivaditsoratra | 20 ain, ani, an' i, any, añy, ina, i~na, ~ina, nay, -nay, nia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |