|
|
|
|

Teny iditra1  na zovy na zovy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] na iza na iza
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] whoever
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] quiconque, qui que ce soit, n'importe qui
6  [1.8] quiconque
Ohatra  7  [2.366#205] Fa na zovy na zovy manota izany lalàna izany dia handevoziny
8  [2.654] dia ataoko mahadiso sy mahameloka izay manao izany, na zovy na zovy
Singan-teny  9  na, zovy
Tovy hevitra  10  na iza na iza

Fivaditsoratra  11  na zovy na zovy, nivozavozany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21