Teny iditra ndry
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-milaza figagana na fijaliana amam-pahoriana, arakaraka ny angolam-peo ilazana azy: Ndre! mahafinaritra izany ety an-tampon-kavoana! / Ndre! manaintaina ny ratrako izany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy showing surprise or pain; what ? oh ! [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay indique la surprise ou la douleur [Hallanger 1974]
Tsipelina hafa 
Ohatra Ndry, fangaha misy marary ato aminareo? [Andraina: Mitaraina, takila 90]

Teny iditra ndry
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy Mpisolo anarana misolo olona ifampiantsoan' ny samy vehivavy ny namany, mitovy hevitra amin' ny "ianao", saingy milaza fifankazarana lehibe: Ho aiza indry rahariva? [Rajemisa 1985]
Tsipelina hafa 
Teny mitovy hevitra ndriako
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

2019/08/17