Teny iditra ndre
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-milaza figagana na fijaliana amam-pahoriana, arakaraka ny angolam-peo ilazana azy: Ndre! mahafinaritra izany ety an-tampon-kavoana! / Ndre! manaintaina ny ratrako izany [Rajemisa 1985]
Tsipelina hafa 

Teny iditra ndre
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Tanala] na dia, nefa: Ho avy añy mandy aho ndre tsy ao ijy (ho tonga any ihany aho na dia tsy ao izy) [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] na dia...aza [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy a provincial word for na [Richardson 1885]

2012/03/03