Teny iditra | 1 nendra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Aretin-koditra sady mamohehatra no mahafaty haingana: mafana, mangotrakotraka izay voany, dia mipoitra hatina mandoaka sy mangirifiry eran' ny tena. 4 [1.13] areti-mifindra ary mamela holatra raha tsy voatsabo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] the small-pox. See kiria, lavira. [swa. Ndui.] 6 [1.7] smallpox |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.54] petite vérole, variole 8 [1.8, 1.13] variole |
Ohatra |
9 Araka ny filazan' ireo razambeny avy dia ny nendra no aretina nandripaka fahiny. [2.472#] |
Voambolana |
10 Fahasalamana |
Tovy hevitra | 11 ky, kiria, lavira |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny nendra io |
Fivaditsoratra | 22 nandre, ndrañe, nendra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |