Teny iditra | 1 nendra mainty |
Singan-teny | 2 nendra, mainty |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] karazan' aretina nendra tsy sitrana vetivety ary mamindra |
Voambolana |
5 Fahasalamana |
Fivaditsoratra | 6 nendra mainty, nitandremany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |