Teny iditra | 1 nendram-boalavo |
Singan-teny | 2 nendra, voalavo |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] bontsimbontsina toy ny mony ary mpahazo ny zaza sady mifindra nefa tsy mahafaty 5 [1.13] karazana nendra |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] [voalavo, a rat.] the chicken pox. 7 [1.7] chicken pox |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.54] petite vérole volante 9 [1.8, 1.13] varicelle |
Voambolana |
10 Fahasalamana |
Mpanahaka | 11 nendranakohoamamborona, nendranomby |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15 |