Teny iditra nenifara (neny, fara)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny fiantsoana ny zandriny indrindra amin' ny rahavavin' ny reny niteraka na ny anabavin' ny ray niteraka [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy the youngest aunt [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay tante cadette [Hallanger 1974]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31