Teny iditra neny
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny fiantsoana ny reny niteraka, na miteny azy: Nankany an-tsena i neny, na miteny aminy: Andeha hankaiza ianao, ry neny?
¶ Teny enti-manaja ny vehivavy efa lehibebe tokotokony ho renin' ny tena. Teny nakambana: nenibe, nenifara, nenitoa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy mother, mamma; a nurse. It is more frequently heard as ineny [in various malay dialects it appears as inana, neina, ina, nina, nene.] [Richardson 1885]
 mother, mama [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mère, maman [Hallanger 1974]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2012/03/03