| Teny iditra | 1 nentim-paharazana |
| Singan-teny | 2 entina, 3 faha~, 4 razana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 narahina hatramin' ny andron' ny razana
[1.1] 7 nolovana tamin'ny razana [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 traditionnel
[1.13] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|