Teny iditra (1/2) | 1 ngadonina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Totoina: Nongadoniny mafy ny vary ka torotoro Pehina, velezina amin' ny tongotra: Aza ngadonina toy izany ny rihana sao miletsy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be trodden so as to resound. |
Fototeny | 5 ngadona |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 ngadonina |
Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [1.2] to be arrived at suddenly. |
Fototeny | 13 ngadona |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 17 andingano, ingadonan, nandaingo, nangadony, ngadonina, nigodanan, ningadona, ningodana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |