Teny iditra ngaha
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Entina manontany miharo fisalasalana kely: Ngaha hadinonao ny hafatro taminao?
¶ Angaha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy same as angaha [Richardson 1885]
Famaritana frantsay comme angaha [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra angaha
Ohatra Ngaha tary ambanimbany tary, fa avy any moa izy no nipoitra, fa tsy mba niaraka tamintsika. [Rajohanesa: Kintana]

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/02