Teny iditra | 1 ngaha |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Entina manontany miharo fisalasalana kely: Ngaha hadinonao ny hafatro taminao? Angaha |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] same as angaha |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] comme angaha |
Ohatra |
6 ngaha tary ambanimbany tary, fa avy any moa izy no nipoitra, fa tsy mba niaraka tamintsika. [2.324] |
Tovy hevitra | 7 angaha |
Fivaditsoratra | 8 hagan, hanga, ngaha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |