Teny iditra ngarangidina
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza fotoana iray maharitra manontolo: Herinandro ngarangidina izy tsy nanendry hanina
Mitovy hevitra: maninjihinjy ~ maninjitra ~ mipaka ~ tontolo [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy complete, full, whole, perfect, applied to numbers. [Richardson 1885]
 constituting a full period [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay se dit d'une période complète: Herintaona ngarangidina (Une année complète) [Abinal 1888]
 se dit d'une période pleine ou entière [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31