|
|
|
|

Teny iditra1  ngarangidina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza fotoana iray maharitra manontolo: Herinandro ngarangidina izy tsy nanendry hanina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  complete, full, whole, perfect, applied to numbers. [1.2]
5  constituting a full period [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  se dit d'une période complète: Herintaona ngarangidina (Une année complète) [1.3]
7  se dit d'une période pleine ou entière [1.8]
Ohatra  8  Ny taona 1928-1958 no tena niezahany sy nikarohany ny tantara betsileo, izany hoe nandrita ny 30 taona ngarangidina [2.304#D]
Mpanahaka  9  Tontolo, maninjitra, mipaka, maninjihinjy
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny ngarangidina io

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11