Teny iditra | 1 ngodona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny feo mirohondrohon' ny fandeha, ny famindra, ngadona Ny tenin' andriana tsy mba mitsaika fa mingodona: ny kabarin' ny mpanjaka tsy mba heno toy ny bitsibitsika fa manehoeho eran-tany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a hollow sound |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] bruit des pas |
Voambolana |
6 Feo |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 12 angodon, dongona, nangodo, ngodona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |