Teny iditra (1/2) | 1 mingodona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mirohondrohona, maneno, manao tabataba mafy rehefa mamindra: Aza mingodona fa manaitra zaza |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to emit a hollow sound. |
Fototeny | 5 ngodona |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 10 mingodongodona |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mingodona io |
Teny iditra (2/2) | 12 mingodòna |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mingodona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Fototeny | 16 ngodona |
Fivaditsoratra | 17 ingodonam, mingodona, mingodòna |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11 |
![]() |