Teny iditra | 1 ngonona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny: Tsy namaly izy fa ngonona no nataony sady lasa izy. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a low muttering, a low grumbling, a low murmuring. |
Voambolana |
5 Feo |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 8 ngonongonona |
Fivaditsoratra | 9 nanongo, ngonona, nogonan |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |