Teny iditra nibanjina > mibanjina (banjina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mijery mifantoka sady maharitra: Tsy vizana izy nibanjina ny sarin-dreniny teo an-dohafandriany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To stare at, to look intently at [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Contempler [1.3, 1.8]
 Regarder [1.3]
 Regarder fixement [1.8]
Ohatra 
1Dia lasa namoha ny varavarankely aho mantsy, ka io no tazako, ary toy ny maso nibanjina ahy no fijeriko azy. [2.324]
2-- hoy izy nanenjan-katoka ka nibanjina ny renin' ny ankizy te am-pitsanganana. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibanjina
Ny lasa : nibanjina
Ny hoavy : hibanjina
Filaza mandidy : mibanjìna

Teny iditra nibanjina > mibanjìna (banjina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibanjina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra nibanjina > ibanjinana (banjina)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ibanjinana, ibanjinako, ibanjinanao, ibanjinany, ibanjinantsika, ibanjinanay, ibanjinanareo, ibanjinan', ibanjinan-, ibanjinam-, ibanjina-
Ny lasa : nibanjinana, nibanjinako, nibanjinanao, nibanjinany, nibanjinantsika, nibanjinanay, nibanjinanareo, nibanjinan', nibanjinan-, nibanjinam-, nibanjina-
Ny hoavy : hibanjinana, hibanjinako, hibanjinanao, hibanjinany, hibanjinantsika, hibanjinanay, hibanjinanareo, hibanjinan', hibanjinan-, hibanjinam-, hibanjina-
Filaza mandidy : ibanjino