Teny iditra | 1 nifinakanga |
Singan-teny | 2 nify, akanga |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Karazan-javamaniry mandady (Commelyna madagascariensis) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] small herbs. Commelyna madagascariensis, Clarke, and another species of commelyna. Same as marozandry. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.196] (« dent de pintade », de nify : dent, et akanga : pintade). Commelina madagascarica C.B. Clarke (Commelinaceae). Nom et identité déjà notés par Malzac. Liquide exprimé des tiges et feuilles en lotions dans l'acnée juvénile. L'activité semble due aux protéines et à de légères propriétés antibiotiques. La décoction administrée en boisson est réputée béchique. La plante fraîche utilisée comme fourrage est bien acceptée des animaux et accroît la production lactée chez les vaches. [Merina]
7 [Betsileo] |
Ohatra |
8 nifinakanga an-tanety aho; [2.69] 9 Ny fify dia takolaka, na endri-javatra jerena mihorirana, ary raha tazanina tokoa ny zava-maniry atao hoe "nifinakanga" dia mampahatsiahy ny lohan' akanga jerena mihorirana. [2.285] |
Voambolana |
10 Haizavamaniry: ahitra |
Tovy hevitra | 11 marozandry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |