Teny iditra (1/2) | 1 nify |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy fahatevenana. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] mince, peu épais |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Teny iditra (2/2) | 13 nify |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] Taolana madinika mitsatoka amin' ny valanorano ambony sy ambany, natao hitsakoana ny zavatra hanina. -- Misy karazany telo ny nify, izay samy manana ny asany manokana avy: ny andrianify mitetika, ny vangy mandrovitra, ary ny vazana mamotipotika |
Fanazavàna teny anglisy |
16 [1.2] a tooth. [this appears in Malayan languages as nipun, nifan, nifoa, nifin, niki, nisi, etc.] 17 [1.7] a tooth, esp. a front tooth |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.8] dent, surtout les dents antérieures |
Ohatra |
19 Izany anefa tsy milaza fa sitrana ilay nify marary. [2.4] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 49 Ohabolana misy io teny nify io |
Lahatsoratra |
50 Randzavola: nify ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 51 fini, fiñy, finy, nify |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |