Teny iditra | 1 nify vao mamaky tany |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ny nifin' ny zaza vao miseho ka mampivonto ny akanjo-nify |
Voambolana |
4 Haiaina 5 Fahasalamana |
Singan-teny | 6 nify, vao, mamaky, tany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |