Teny iditra |
nihatra > mihatra
(hatra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Tonga hatrany amin' ny...: Efa mihatra hatramin' ny rihana ambony ny afo Tongamipaka amin' ny: Mihatra amin' ny lehibe ny fitarainanao Mikasika, miantefa (amy): Mihatra aminareo mpianatra indrindra ny teniko Miantraika, mianjera: Mihatra amin' ny fianakaviana manontolo ny heloka vitan' ny olona iray ao anatiny [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To reach to, to come to. [1.2]
|
| To happen to; to reach to [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Arriver à quelqu'un; s'appliquer à; atteindre [1.8]
|
Ohatra |
1 | Tsy maintsy mihatra aminy izany.
[2.499]
|
2 | Fitsipika roa mbola tsy mihatra ireo ankehitriny.
[1.369]
|
3 | Nolazainy daholo ny zavatra rehetra nihatra taminy.
[2.324]
|
4 | Nony re tao an-tanàna ny nihatra taminay, dia tonga daholo ny havanay.
[2.472]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mihatra |
Ny lasa : |
nihatra |
Ny hoavy : |
hihatra |
Filaza mandidy : |
mihara |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
nihatra > mihatra
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
manasitrana
[1.78]
|
|