Teny iditra | 1 nitoto nahafotsy, nahandro nahamasaka |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 mitoto, mahafotsy, mahandro, mahamasaka |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny olona nahavita sy nahatanteraka zavatra iray an-tsakany sy an-davany; ny nahavita raharaha na adidy ka nahatanteraka izany hatramin' ny farany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |