|
|
|
|

Teny iditra1  nitoto nahafotsy, nahandro nahamasaka
Singan-teny  2  mitoto, mahafotsy, mahandro, mahamasaka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny olona nahavita sy nahatanteraka zavatra iray an-tsakany sy an-davany; ny nahavita raharaha na adidy ka nahatanteraka izany hatramin' ny farany

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07