Teny iditra (1/7) | 1 no- |
Sokajin-teny | 2 kianteny |
Fanazavàna teny anglisy |
3 the sign of the past tense of derivative passive verbs commencing with a consonant and formed by affixes. Comp. n-. [1.2] 4 particle or prefix indicating the past tense of passives, as: terèna (passive verb) and noterèna (to have been pressed or compelled) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 particule ou préfixe qui indique le temps passé des verbes passifs; exemple: terèna (qu'on presse, qu'on constraint) et noterèna (temps passé) [1.8] |
Tsanganana sy sary iray takila |
6 Ny kianteny rehetra |
Teny iditra (2/7) | 7 no |
Sokajin-teny | 8 kianteny |
Fanazavàna teny malagasy |
9 Teny kely: 10 1) Enti-mampitohy ny teny lazaina amin' ny teny enti-milaza ka manavaka azy amin' ny hafa: Rakoto no sakaizako, (fa tsy Rabe na Ranaivo). 11 2) Enti-manondro mafimafy kokoa ny toerana na fotoana, izay apetraka ery an-dohan' ny fehezanteny: Amin' ny telo no handeha izahay / Eto no hilasy isika (mafimafy kokoa ny fanondroana ny fotoana sy ny toerana amin' ireo noho ny amin' ny hoe: Handeha izahay amin' ny telo. Hilasy eto izahay). 12 3) Fametraka eo aorian' ny teny enti-manontany: Rahoviana no hiverina ny zokinao? / Taiza no nifanena ianareo. 13 4) Fametraka eo an-doha-fehezanteny mba hoenti-manontany anton-javatra, mitovy amin' ny hoe "nahoana": No tsy mamaly ianao kanefa anontaniana? 14 5) Fanao ao anatin' ny fehezanteny iray izay toa miantso, na mitaky ny antony nahatonga: Izy no nilazana izany, tetika handroboana anao / Ny handrina no tsy naniry volo, ny henatra. 15 6) Mifamaly amin' ny sady ka enti-milaza toetra na asa roa miaraka: Sady lehibe no tsara / Sady mifofotra no mively vy. 16 7) Arahin' ny "ho" ka ireo teny roa ireo amin' izay milaza fiaingana sy fiantefana, na ilazana toerana izany na fotoana: Hatreto no ho mianavaratra dia sahan-dRakoto daholo/ Mandoa saran-dalana ny ankizy dimy taona no ho miakatra amin' ny fiarambahoaka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
17 a determinative emphatic particle. For a full and concise explanation of the use of this word see "Concise Introduction to the Malagasy Language," by Rev. W.E. Cousins, or "Malagasy for beginners," pp. 82, 83. When followed by ho it implies motion towards, as: no ho mankatỳ, no ho midina, no ho mianavaratra [1.2] 18 of sentence inversion, emphatic and exclusive, as: izy no nanao izany: it was he who did that [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
19 c'est ... qui: izy no nanao izany: c'est lui qui a fait cela [1.8] |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
24 Ny kianteny rehetra |
Teny iditra (3/7) | 25 no |
Sokajin-teny | 26 mpampitohy |
Fanazavàna teny anglisy |
27 a contraction of noho [1.2] |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
29 Ny mpampitohy rehetra |
Teny iditra (4/7) | 30 nô |
Sokajin-teny | 31 mpampitohy |
Fanazavàna teny malagasy |
32 raha: Nô avy ny orana, da tsy miasa aho [Tanosy]
[1.78] |
Tsanganana sy sary iray takila |
33 Ny mpampitohy rehetra |
Teny iditra (5/7) | 34 No |
Sokajin-teny | 35 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Fanazavàna teny anglisy |
36 No [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
37 No [2.996] |
Voambolana |
38 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 39 Toko sy andininy momba No |
Tsanganana sy sary iray takila |
40 Fitanisana |
Teny iditra (6/7) | 41 no |
Sokajin-teny | 42 tambinteny |
Fanazavàna teny anglisy |
43 tsia 44 tsy misy 45 latsa-bato mandà [1.17] |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
47 Ny tambinteny rehetra |
Teny iditra (7/7) | 48 No |
Sokajin-teny | 49 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
50 Singa mivaingana, faha-102 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
51 Nobelium. [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
52 Nobélium. [3.1] |
Voambolana |
53 Simia |
Tsanganana sy sary iray takila |
54 Fisokajiana miherina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/09/07 |