Teny iditra | nodinaka > dinaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Vely, daboka, famonoana amin' ny kapoka [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Flogging, beating violently. See havokavoka [1.2] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de battre violemment [1.3] | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | nodinaka > dinaka (daka) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [passive with infix] [1.2] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qui a reçu la ruade, renforcé par une pièce [1.3] | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | voadaka | |||||||||||||||
Teny iditra | nodinaka > dinaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Fanarian-drano an-dakana [1.78] | |||||||||||||||
Tsipelina hafa | dina [1.78] | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | dakany, danika, dikana, dinaka, kadina |