|
|
|
|

Teny iditra1  nofinofy
Fototeny  2  nofy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Eritreritra miriorio tsy marim-pototra: Ny nofinofin' ny poety
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#455] [duplicatif diminutif]
Ohatra  6  Notsorony fa toa mbola nivelona tao amin' ny nofinofy ihany ny Malagasy. [2.356#114]
7  Ho nofinofy toy ny angano ataoko aminy ny fari-piainany miendrika olombelona tokony hananany. [2.470]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :

Fivaditsoratra  9  fofoniny, nofinofy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21