|
|
|
|

Teny iditra1  nofy ratsy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] nofy ahitana zava-mahatahotra sy mahafeno ahiahy, ka manjary tsy mampandry ny saina
Singan-teny  4  nofy, ratsy

Fivaditsoratra  5  fitrosina, nafositry, nifositra, nisifotra, nofy ratsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21