Teny iditra | 1 nosy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tany voahodidin' ny rano, anivon' ny riaka: i Madagasikara no nosy fahatelo amin' ny habeny eran' izao tontolo izao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] an island. [jav. And other Malayan dialects nusa.] 5 [1.7] an island |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#455, 1.8] île |
Ohatra |
7 sy Madagasikara, ilay nosy tsy foy! [2.944#] 8 nosy ihany no mbola nahitanao ahy indray. [2.5#139] 9 Izy irery no hany tompon' ny nosy manontolo. [2.508#554] |
Voambolana |
10 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny nosy io |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 31 nosy, sony |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |