|
|
|
|

Teny iditra 1  nosy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tany voahodidin' ny rano, anivon' ny riaka: i Madagasikara no nosy fahatelo amin' ny habeny eran' izao tontolo izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 an island. [jav. And other Malayan dialects nusa.] [1.2]
5 an island [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 île [1.3#455, 1.8]
Ohatra  7  sy Madagasikara, ilay nosy tsy foy! [2.944#]
8  nosy ihany no mbola nahitanao ahy indray. [2.5#139]
9  Izy irery no hany tompon' ny nosy manontolo. [2.508#554]
Voambolana  10  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 13 misy ny teny how nosy
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io
Sary 
13  14  15 
16  17  18 

Fivaditsoratra  nosy, 19 Sonì, 20 sony, Sony

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/23