Teny iditra ny ahy
Singan-teny ny ; ahy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-misolo anaran-javatra ananana raha ny tena no tompony: Lafo kokoa ny satrokao noho ny ahy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le mien, les miens [1.3]
Ohatra 
1Ny ahy toaka mahery! [2.583]
2Mba kivazivazy ny ahy. [2.895]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/17