Teny iditra ny lafy valo (ny, lafy, valo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny havana rehetra izay heverina fa niely eran' ny vazan-tany valo, dia ny avaratra, ny atsimo, ny andrefana ary ny atsinanana, sy ny elanelan' ireo avy [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2010/03/23