Teny iditra ny toky fitaka, ny atao no hita
Singan-teny ny toky fitaka ; atao ; no ; hita
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny fanomezan-toky nety ho fitaka ihany, fa ny asa atao no tena azo ianteherana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20