Teny iditra Obadia
Sokajin-teny anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy Obadia, Abdiasa: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996]
Fanazavàna teny anglisy Obadiah: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Abdias: un des livres de la Bible [2.996]
Ohatra Ny bokin' i Obadia dia filaharana fahefatra amin' ny bokin' ny mpaminany izay nangonina tokony ho tamin' ny siekla faha-3 B.C. [1.38]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Lahatsoratra 

Teny iditra Obadia
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Obadiah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Obadya [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Abediasa
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30